Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BD72D3BC-FF90-4EE0-BB23-21E3BD3A6E5F
2
dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|25AAC26D-3B13-47D4-8EC1-39A0D33DA5B4
3
Ary hoy Jehovah: Tsy mba hananaka mandrakariva ao amin'ny olona ny Fanahiko, fa amin'ny faniavany dia nofo izy; nefa ho roa-nolo amby zato taona ny androny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|711F807D-6860-455B-A90E-D301C53AE5D0
4
Ny Nefilima nitoetra tambonin'ny tany tamin'izany andro izany, sy taorian'izany koa, raha nivady tamin'ny zanakavavin'ny olona ny zanak'Andriamanitra, ka niterahany; ireo no ilay olo-mahery hatrizay ela izay, dia ny lehilahy nanan-daza.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|39208ED2-0FA9-4C24-BB4C-A556A1D10F9F
5
Ary hitan'i lehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7307536E-676C-48AC-95B4-AA4C3C58B0B8
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany