Andininy
Protestanta Malagasy
1
ARY Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2B224D36-49F3-4B98-A2BC-167583CD54D6
2
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izao no ho fihinanareo amin'ny biby rehetra ambonin'ny tany:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0E21F8DD-C5A3-4440-B919-90A7B3EE6BB2
3
Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3CB494F3-E384-4944-9580-E849145418B8
4
Kanefa amin'izay mandinika sy mivaky kitro dia izao kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy, neta tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8111450D-1DF1-4C43-9A61-A23E5282A2FC
5
ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7874E4A3-0492-42E7-B4D7-09B4C31C99FF
6
ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|48063953-247C-4121-AA08-FCE273BAE248
7
ary ny kisoa, satria mivaky kitro ihany izy ka misaraka tsara ny kitrony, nefa tsy mba mandinika izy: maloto aminareo izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|80420804-8431-4BD6-B31A-450648C0DA44
8
Ny henan'ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo akory; zava-maloto aminareo ireny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FA8A669-EFE7-447F-AC19-F6EF4C4D2944
9
Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: Izay rehetra misy vombony sy kirany ao anaty rano, na ao anatin'ny ranomasina, na ao anatin'ny ony, no ho fihinanareo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67F12E2A-C77B-4945-983C-9F8F7DC18EEC
10
fa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany kosa, na ao anatin'ny ranomasina, na ao anatin'ny ony, na amin'izay rehetra mihetsiketsika ao anaty rano sy amin'ny zava-mananaina izay ao anaty rano; fahavetavetana aminareo ireny;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7E196B07-9821-4B2F-B353-CE23ADA83F2E
11
eny, ho fahavetavetana aminareo ireny; tsy ho fihinanareo ny nofony, ary hataonareo ho zava-betaveta ny fatiny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|41B6E4A8-8CF2-40FA-A36F-BA69AFE5E3DF
12
Izay rehetra tsy misy vombony na kirany ao anaty rano dia ho zava-betaveta aminareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02110775-1FDE-4CD1-A1D4-5D3E0940C445
13
Ary izao no ho zava-betaveta aminareo arnin'ny vorona ka tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta izy: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E97BDAF1-9656-42F9-952E-B5E1CB96EF96
14
ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9FE5818F-938D-40D7-BF30-9DE3609419E1
15
ary ny goaika rehetra, isan-karazany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|12906273-3E49-4BA4-975F-7700496EF88A
16
ary ny ostritsa sy ny tararaka sy ny vorondriaka sy ny hitsikitsika, isan-karazany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9559575-CC07-4B99-BCCC-7B0F60F0DFFA
17
ary ny vorondolo sy ny manarana sy ny vorondolo lehibe
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|994ABA4A-4EEB-4ABC-8351-4D8047404BFC
18
ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madlnika
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0E7143CB-9159-4E10-9BAB-A4D8AB55D31E
19
sy ny vano sy ny vanobe, isan-karazany, ary ny takidara sy ny manavy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|77F7CA36-B122-4719-8955-2FF434E8B104
20
Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7C2C3E3D-7252-4E88-AE94-5C04A9EA9357
21
nefa izao kosa no ho fihinanareo amln'ny zava-mandady izay manana elatra sady mandia tongotra efatra, dia izay manam-pingotra ambonin'ny faladiany hitsipihany eo amin'ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|04B94ADD-31FC-45D6-9E1E-FB999920F4E8
22
Amin'ireny dia izao no ho fihinanareo; ny valala, isan-karazany, ny solama, isan-karazany, ary ny hargola, isan-karazany, ary ny hagaba, isan-karazany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67BB7276-6E2F-456C-A3DE-D76677326449
23
Fa ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra afa-tsy ireo dia ho zava-betaveta aniinareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A88F4147-02CF-4912-ACBF-D96B0DC9D7AF
24
Dia Ireo no ho zava-maloto aminareo; ary izay rehetra mikasilca ny fatiny dia haloto mandrapaharivan'ny andro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|79E1AE6A-34FF-44D0-A290-90D611C9439E
25
Ary izay rehetra mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|226F1701-4773-4BE7-AB4B-3F82C30C9542
26
Ny biby rehetra izay mivaky kitro, nefa tsy mba misara-kitro tsara sady tsy mandinika, dia ho zava-maloto aminareo; haloto izay rehetra mikasika azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3E5D3C9-8415-4913-B21A-D779297B6334
27
Ary izay rehetra mandeha amin'ny faladiany, amin'ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan'ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|23EA24D7-6266-4198-88E5-F83F88F0CA7C
28
Ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ka haloto mandra-paharivan'ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E28AE2D9-7502-47A9-A7FB-3FAFD8D40B64
29
Ary izao no haloto aminareo amin'ny biby izay mandady na mikisaka amin ny tany: ny kionkiona sy ny totozy ary ny sitry, isan-karazany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3AC5E69E-64B4-447E-86DF-7C31D0F1B19C
30
ary ny anakà sy ny koaha sy ny letaha sy ny hometa ary ny tana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F2F11B7E-16FA-4A2C-8214-2D43B92EFA4E
31
Ireo no maloto aminareo amin'ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin'ireo dia haloto mandrapaharivan'ny andro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DF6F26CF-55F4-400F-B15B-A5B97C3DE392
32
Ary izay zavatra rehetra ilatsahan'ny fatin'Ireo, na fanaka hazo, na fitafiana, na hoditra, na lasaka, izay mety ho fanaovan-javatra na inona na inona, dia haloto, ka tsy maintsy hatao anaty rano izany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro izy vao hadio.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A692ACC4-40F8-41CD-B75D-B56B58EEC3BE
33
Ary ny amin'ny vilany tany rehetra izay ilatsahan'ny fatin'ireo, dia haloto izay ao anatiny na inona na inona, ary ny vilany dia hovakinareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|968D9202-C27A-4C85-BAA8-1206FEAB215A
34
Ary ny hanina fihinana rehetra, izay asian-drano, sy ny fisotro rehetra izay sotroina dia haloto koa, na tamin'ny fanaka inona na tamin'ny fanaka inona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8CAC719D-4B89-4A98-8FB3-6ACBF4B5C4FC
35
Ary haloto izay zavatra rehetra ilatsahan'ny fatin'ireo, na fanendasana, na vilany mirakotra, dia hovakivakina izany; fa maloto ireny, ary ho zava-maloto aminareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C2224B3C-835B-4EBF-8C29-1D4E5E0E7B3F
36
Kanefa ny loharano na ny lavaka famorian-drano izay misy rano be dia hadio ihany; fa izay mikasika ny fatin-javatra eo no haloto.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67634788-53B9-4044-AE49-293CA1C533FD
37
Ary raha misy fatin'ireo latsaka amin'ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DAE6E0E0-4CDE-48A9-A071-7EB2CAB63336
38
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin'ny rano ka ilatsahan'ny fatiny, dia ho zava-maloto aminareo izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|327478F9-DDCB-4633-8CA6-C9348690F110
39
Ary raha misy maty izay biby fihinanareo, dia haloto mandra-paharivan'ny andro izay mikasika ny fatiny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9B4BB630-FC50-443C-AC3C-E78ED2527611
40
Ary izay mihinana amin'ny fatiny dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan'ny andro
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F2D72AE-A7FD-4D09-9B2F-7E53820F42C0
41
Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany dia ho zava-betaveta amlnareo ka tsy ho fihinana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1ACEECA6-3A09-4D2A-87F0-00B91F32FA10
42
Izay rehetra mandady amin'ny kibony sy Izay rehetra mandia tongotra efatra ary izay rehetra maro tongotra, dia ny biby tehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, dia tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta ireny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6467D821-EA4D-4299-B83E-99F63352D3CF
43
Aza mametaveta ny tenanareo amin'izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy, mba tsy hahaloto anareo izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EFB92D15-D54E-4E9D-A486-A977A8DCEFB1
44
Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina hlanareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin'izay zavatra mandady na mikisaka amin'ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8C421533-ABD3-49FE-8C56-74731EF3DF36
45
Fa Izaho no Jehovah Izay nitondra anareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta, mba ho Andriamanitrareo, ka dia ho masina hianareo, satria masina Aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EBD0E9B1-369D-4113-951D-89815024B441
46
Izany no lalàna ny amin'ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan-aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zavamanan-aina rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|226C7B5A-B091-49C8-9A97-9F7F9A55A665
47
mba hanavahana ny maloto sy ny madio, ary ny biby izay ho fihinana sy ny biby izay tsy ho fihinana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5A9B36C2-7D1F-4676-B2C7-F66E2ADE1EEE
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany