Andininy
Protestanta Malagasy
1
ARY Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FB836F39-0EA0-40D8-816C-F34826547605
2
Mitenena amin'ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, hoe: Aoka ho masina hianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|08FE1660-8C20-4DE2-BACB-3D4DFD39ACCB
3
Samia matahotra ny reninareo sy ny rainareo, ary tandremo ny Sabatako: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5F508D1F-D41F-4382-8C91-88B021913CE8
4
Aza mivily hanaraka ny andriamani-tsi-izy, ary aza manao andriamanitra an-idina ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ADBFCDC0-5711-41A5-9BAB-B0272FFC9BA8
5
Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pihavanana ho an'i Jehovah hianareo, dia ataovy amin'izay hankasitrahana anareo izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F6F7F70B-BD39-4F5C-860F-B75B0338AE50
6
Amin'izay andro amonoanareo zavatra hatao fanatitra sy amin'ny ampitson'my no hihinananareo azy; fa raha mbola misy sisa tratry ny andro fahatelo, dia hodorana amin'ny afo izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5C860CC3-B73E-4B70-AC48-C830777B4293
7
Ary raha hanina amin'ny andro fahatelo izany, dia ho fahavetavetana ka tsy hankasitrahana; 19:8 fa izay mihinana izany dia ho meloka, satria nanamavo ny zavamasin'i Jehovah izy, ka dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny izany olona izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FB40EE3C-2BDD-466A-AE05-56358F9839AE
9
Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo hianareo, dia aza jinjana avokoa ny eny an-tsisiny; ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C531EA68-3C09-428F-A95C-7436FAD4ABC6
10
Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao; fa avelao ho an'ny malahelo sy ny vahiny izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|14B29826-4CB6-4CE7-83AF-C80E146C5610
11
Aza mangalatra, aza mamitaka, aza mifandainga.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A736260A-A71A-4557-B235-2A5E3E4E99C4
12
Aza mianian-tsy to amin'ny anarako, na manamavo ny anaran'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|76C1D63D-78F4-433C-A06A-ED87E768CDAA
13
Aza manao an-keriny amin'ny zavatry ny namanao na mampahory azy; ny karaman'izay nokaramainao aoka tsy hitoetra ao aminao miloaka alina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FF5BBB99-0EF9-4588-AF9E-36BDA9FD5862
14
Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan'ny jamba; fa matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|047E08F5-6D36-4ED1-ADD2-CE0421E75346
15
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana; aza miandany foana amin'ny malahelo, na menamaso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|23CB69EF-8DFE-4497-BEBA-B65DDFD38B19
16
Aza mandehandeha manaratsy eo amin'ny firenenao; aza mitsangana handatsaka ny ran'ny namanao: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D6E5CCC4-8E82-48B1-B8C9-7476FB6EFABA
17
Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E733FD55-4031-4366-8765-445D9988BB6C
18
Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin'izay iray firenena aminao: fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A15CA2C9-AC08-4192-A4C4-1BB206918CF9
19
Tandremo ny didiko: Aza avela hilomy amin'ny hafa karazana noho izy ny biby fiompinao; aza fafazanao voan-javatra roa karazana mifangaroharo ny taninao; ary aza mitafy lamba natao amin'ny zavatra roa samy hafa karazana mifamahofaho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE2CF4C6-C380-4E4E-B489-F44B75927E68
20
Ary raha misy mandry amm'ny andevovavy izay voafofon'olona ho vadiny, ka tsy voavotra na voavotsotra ho olompotsy ravehivavy, dia hofaizana izy roroa, fa tsy hatao maty, satria tsy olompotsy ravehivavy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC0E5B37-C943-4ED2-8BC7-E2F62518F95B
21
Ary ho entin-dralehilahy ny fanati-panonerany ho an'i Jehovah ho eo anoloan'ny varavaran'my trano-lay fihaonana, dia ondrilahy kay hatao fanati-panonerana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|730757FF-70DE-4C74-A999-C9ADB813845E
22
ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy amin'ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan'i Jehovah, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4EF95136-5E2F-4928-9866-5D85FEF75987
23
Ary raha tonga any amin'ny tany hianareo ka mamboly hazo fihinam-boa, dia hataonareo ho toy ny tsy voafora ny voany; telo taona no hataonareo ho toy ny tsy voafora izy ka tsy hohanina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F27ABED1-0975-4E1B-AA28-8D5F8D9BEA7E
24
ary amin'ny taona fahefatra dia ho masina ny voany rehetra ka hatao fanatitra hiderana an'i Jehovah;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|63213214-824B-4FE4-8E0C-AE51CBA3B8C4
25
fa amin'ny taona fahadimy vao hihinana ny voany hianareo, mba hitomboan'ny fahavokarany ho anareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. 19:26 Aza homana zavatra misy ra; aza manao sikidy na manandro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE239A33-9275-48B0-8D81-9382A1C2C759
27
Aza manety ny sisimbolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|98FBAAA0-06E0-447A-A17C-F48233033575
28
Ary aza mitetika ny tenanareo noho ny maty, na manao tombo-kavatsa amin'ny tenanareo: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A7C4D4C-5A20-4D10-94D5-3D57111105AE
29
Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E7A3CB86-76D9-4B10-80FD-F70264AA9B8C
30
Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masina: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B7659061-0828-4411-A906-A5DC0867307F
31
Aza mivily hanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra, ma mitady saina amin'ny mpanao hatsarana, hahaloto anareo aminy: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64225167-F69C-4F88-B11C-764BBA17CCE5
32
Mitsangàna raha eo anatrehan'my fotsy volo hianao, ka manajà ny tavan'ny antipanahy, ary matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AAD5ED24-2DB7-4A04-95FF-3B1B21537002
33
Ary raha misy mivahiny aminao eo amin'ny taninareo, aza manao sarotra aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|30F81FF7-272E-47F0-873F-55FBDA46FB33
34
Ny vahiny eo aminareo dia hataonareo tahaka my tompon-tany aminareo ihany ka ho tianao tahaka ny tenanano; fa efa mba vahiny tany amin'my tany Egypta hianareo: Izaho no Jehovah Andniamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5904F83F-4D06-4926-A1CA-65C26DA5AC97
35
Aza manao izay tsy marina amin'ny fitsarana, na amin'ny fandrefesana, na amin'ny fandanjana, ma amin'ny famarana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8D6E0525-8A77-4D5A-9767-2CBD03F525A6
36
Mizana marina, vato marina, efaha marina, hina marina, no hotananareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4FFCA4A0-C635-4CC4-8C8D-D1B4A8202976
37
Ary tandremo ny didiko rehetra sy ny fitsipiko rehetra, ka araho izany: Izaho no Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BFB9B1B7-57CD-495D-8056-B6BE4054B3D8
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany