Andininy
Protestanta Malagasy
27
Ary raha mbola tsy mihaino Ahy amin'izany indray hianareo, fa mbola manohitra Ahy ihany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|87F220D0-07E8-4059-8A7A-9FB27B10BB0E
28
dia hamely anareo amin'ny fahatezerana kosa Aho; ary Izaho dia Izaho no hampijaly anareo impito indray noho ny fahotanareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EF49EAF5-CA54-4E1D-897B-157B2E122619
29
Dia hihinana ny nofon'ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy hianareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C30F55C4-6784-4DDC-A495-0B9CDD8BC432
30
Ary horavako ny fitoerana avonareo, sy hokapaiko ny tsangan-kazonareo ho an'ny masoandro, ary ny fatinareo dia hariako eo ambonin'ny fatin'ny sampinareo, ary ho halan'ny fanahiko hianareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9ED2A78A-90F0-4887-8A63-DEB87E4DC553
31
Ary horavako ny tanĂ nanareo, ka hatao lao ny fitoera-masinareo, ary tsy hamboloiko ny hanitrareo ankasitrahana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|51C71190-719A-4DA3-84FA-1D0D10587C3C
32
Ary hataoko lao ny tany, ka ho talanjona amin'izany ny fahavalonareo izay monina eo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6CA48318-3368-4252-85A6-19DBFB9D56D4
33
Ary hianareo dia haeliko any amin'ny jentilisa, any hanatsoaka sabatra ho enti-manenjika anareo Aho; ary ny taninareo ho lao, any ny tanĂ nanareo ho rava.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C12550A5-3CE5-44B9-A51F-50C7FB845FF9
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany