Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|50A431A2-FD6B-4A36-9B35-AC29A73BF4F9
2
Manaova trompetra volafotsy roa ho anao; voasana no hanaovanao azy; dia ho fiantsoanao ny fiangonana sy ho fampiainganao ny toby ireo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B96EF339-F006-4588-9A5C-7F9037F7A965
3
Ary raha tsofina avokoa ireo, dia hivory eo aminao, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny fiangonana rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13B95C18-3E7B-4EE5-9A92-3342BE95134F
4
Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan'ny firenena, izay mpifehy arivo amin'ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02CC0F5D-AC4A-4CA2-8C80-8DFE544D20AA
5
Fa raha mitsoka ho fampitairana hianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsinanana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EE0FF3AE-4C54-414F-B980-F925E001C922
6
Ary raha mitsoka ho fampitairana fanindroany hianareo, dia hiainga ny toby izay mitoetra eo atsimo; fampitairana no hatao fiaingany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C0E7C20C-EDBA-4897-9C45-67F4A2B89E36
7
Fa raha hampivory ny fiangonana kosa hianareo, dia hitsoka fotsiny, fa tsy hanao fampitairana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9C00E51D-09E8-452D-99AE-9EC14B59A29B
8
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|87281AD8-532E-478E-8C0B-D33387CB467D
9
Ary raha misy ady eo amin'ny taninareo, ka mandeha hiady amin'ny fahavalo izay mampahory anareo hianareo, dia hitsoka ireo trompetra ireo ho fampitairana, dia hotsarovana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo hianareo ka hovonjena amin'ny fahavalonareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4FF72EF8-48A9-4C6A-B19B-C4D5841F5CEB
10
Ary amin'ny andro fifalianareo, sy amin'ny fotoam-pivavahanareo, ary amin'ny voaloham-bolanareo no hitsofanareo ny trompetra, raha manao ny fanatitra doranareo sy ny fanati-pihavananareo; dia ho fahatsiarovana ho anareo izany eo anatrehan'Andriamanitrareo: Izaho Jehovah no Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8EFAEF5A-897E-44F4-89EB-D1AA3B802B66
11
Ary tamin'ny andro faharoa-polo tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa, no niakaran'ny rahona niala teo ambonin'ny tabernakelin'ny Vavolombelona.[ Dia ny Didy Folo. ]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A4B890B9-F29D-404F-9187-9DF45BADCA07
12
Dia niainga tany an-efitr'i Sinay ny Zanak'Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|075026F2-C097-4E5A-BFAD-96D22F2E2557
13
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BC62CEED-4741-4C5A-AD6A-16FE7C8A96F1
14
Ary ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak'i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B9561E94-879A-4D40-ACF4-B716DB4C6AC0
15
Ary Netanela, zanak'i Zoara, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'Isakara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BA5715DF-4101-4261-A9BA-8910AED6E82B
16
Ary Eliaba, zanak'i Helona, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Zebolona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|881C0716-89F3-4F83-8060-4E40E9EB7499
17
Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak'i Gersona sy ny taranak'i Merary, nitondra ny tabernakely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|730BD7AC-5099-4F20-BCAC-146772CFEDD8
18
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak'i Sedeora, no mpifehy ny antokony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EEF6FDA4-C3DB-430D-B62C-5C78164BF315
19
Ary Selomiela, zanak'i Zorisaday, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Simeona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBFADDFD-B5AE-4E7D-9844-EC2958F75B99
20
Ary Eliasafa, zanak'i Doela, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Gada.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|99E3BD86-9D44-4092-BF5B-9EDB2823D4D5
21
Dia niainga ny Kehatita, nitondra ny zava-masina; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-pihaviny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B8905B5F-7F16-494D-9AB5-5507A5BFF53E
22
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak'i Amihoda, no mpifehy ny antokony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02E3AF4A-4536-4C1D-BE2B-D88A55F5EBFB
23
Ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Manase.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ABD7C020-1D13-4511-9782-1D59BA0D32D7
24
Ary Abidana, zanak'i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak'i Benjamina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F8E68CAC-5522-40FD-9790-E9F2C5ABB99A
25
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Dana, izay vodi-làlan'ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak'i Amisaday, no mpifehy ny antokony.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|95658DEC-852F-4B53-98C8-1A256F819508
26
Ary Pagiela, zanak'i Okrana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Asera.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F356D33A-19FE-4805-A9D3-C9B65EB2B7A9
27
Ary Ahira, zanak'i Enana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Naftaly.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A63247E0-7C90-41FF-AE56-B945C9C1E4C9
28
Izany no fandehan'ny Zanak'Isiraely, araka ny antokony avy, raha niainga izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9963C23D-20CB-432F-92E6-D334FB6EDA4B
29
Dia hoy Mosesy tamin'i Hobaba, zanak'i Regoela Midianita, rafozan'i Mosesy: Izahay izao dia mandeha hankany amin'ny tany izay nolazain'i Jehovah hoe: Homeko anareo izy; andeha hiaraka aminay hianao, dia hasianay soa; fa Jehovah efa nilaza soa ny amin'ny Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A18C3C21-CF00-464C-BC73-A3C3FAED331C
30
Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa hody any amin'ny taniko sy ny havako.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|87411AB7-F36C-4FE3-9AA0-314FE7F4468E
31
Dia hoy Mosesy: Aza dia ilaozanao izahay; fa fantatrao izay tokony hitobianay aty an-efitra, ka dia ho masonay hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F90CB7FE-36B3-459E-BEAA-C0F7FA233694
32
Ary raha hiaraka aminay hianao, dia izay soa hataon'i Jehovah aminay no mba hataonay aminao kosa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A6B51EE0-EF05-40CB-9B69-358B14495168
33
Dia niainga niala tany an-tendrombohitr'i Jehovah làlan-kateloana izy; ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah nandroso nialoha azy làlan-kateloana hitady fialan-tsasatra ho an'ny olona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D9AEFFE1-496F-4C06-B942-C5E4022E28B0
34
Ary ny rahon'i Jehovah dia teo amboniny nony andro tamin'ny niaingany niala tamin'ny nitobiany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|56117EF6-38C0-4AD6-8559-E5A1B2759D42
35
Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FDD3BB3F-A021-435E-A6A1-DF61D7278955
36
Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena Jehovah ô, ho amin'ny Isiraely tsy omby alinalina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5E7A35B6-FE9F-4E70-81EE-11B242DA9A19
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany