Andininy
Protestanta Malagasy
8
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, no hitsoka ny trompetra; dia ho lalàna mandrakizay ho anareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|87281AD8-532E-478E-8C0B-D33387CB467D
9
Ary raha misy ady eo amin'ny taninareo, ka mandeha hiady amin'ny fahavalo izay mampahory anareo hianareo, dia hitsoka ireo trompetra ireo ho fampitairana, dia hotsarovana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo hianareo ka hovonjena amin'ny fahavalonareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4FF72EF8-48A9-4C6A-B19B-C4D5841F5CEB
10
Ary amin'ny andro fifalianareo, sy amin'ny fotoam-pivavahanareo, ary amin'ny voaloham-bolanareo no hitsofanareo ny trompetra, raha manao ny fanatitra doranareo sy ny fanati-pihavananareo; dia ho fahatsiarovana ho anareo izany eo anatrehan'Andriamanitrareo: Izaho Jehovah no Andriamanitrareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8EFAEF5A-897E-44F4-89EB-D1AA3B802B66
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany