Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary dia niontana ter? ny fon'ny mpanjaka, ka niakatra nankeo amin'ny efi-trano teo ambony vavahady izy sady nitomany teny am-pandehanana ka nanao hoe: Ry Absaloma, zanako, zanako, ry Absaloma, zanako ô! Inay anie aho no maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, zanako ô!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BC262BBB-DD01-43A9-B62D-F36C6095E529
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany