Andininy
Protestanta Malagasy
5
Ary tamin'izany dia niakatra hanafika an'i Jerosalema Rezina, mpanjakan'i Syria, sy Peka, zanak'i Remalia, mpanjakan'ny Isiraely; ary nanao fahirano an'i Ahaza izy, nefa tsy naharesy azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DE2739FA-D58E-452D-94B2-2789FDD28F4F
6
Tamin'izany andro izany Rezina. mpanjakan'i Syria, dia nahalasa an'i Elota ho isan'ny fanjakan'i Syria ka nandroaka ny Jiosy hiala tao; ary ny Syriana nankany Elota ka monina ao mandraka andro-any.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7484905C-D5A1-453F-9F4D-75E7EFEE4383
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany