Andininy
Protestanta Malagasy
16
Tamin'izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin'ny mpanjakan'i Asyria nangataka ny any hanampy azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9B8A5A4A-7347-4A6B-9B64-46A8C78E5ECB
17
Fa ny Edomita dia tonga indray ka namely ny Joda ary namabo azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B8896560-F5EB-4847-A864-647267B3CC20
18
Ary ny Filistina koa nanafika ny tanĂ na eny amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka[Heb. Sefela.] sy eny amin'ny tany atsimo momba an'i Joda, dia nahafaka an'i Beti-semesy sy Aialona sy Gederota sy Soko mbamin'ny zana-bohiny ary Timna sy ny zana-bohiny ary Gimzo koa sy ny zana-bohiny; ary nonina tao izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BD03A237-6CAF-461E-9E82-A6450A0BA67A
19
Fa Jehovah nampietry ny Joda noho Ahaza, mpanjakan'ny Isiraely, satria Ahaza efa nanaram-po nanao ratsy teo amin'ny Joda ka nivadika tamin'i Jehovah.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9BB51BD8-10E1-4FCC-AB15-F87C28122310
20
Ary Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria, tonga tao aminy, nefa nampahory azy fa tsy nampahery azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FF8EC89-9C7B-47D7-9893-DE50A931F779
21
Fa efa nalain'i Ahaza ny zavatra tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-tranon'ny mpanjaka sy ny an'ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan'i Asyria, nefa tsy nahasoa azy akory izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AFCF039A-5123-49F6-9C3C-7C8661FBBEA2
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany