Ezra 2: 1-70

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary izao no olona amin'izany tany izany izay niakatra avy amin'ny fahababoana, izay nobaboin'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,--
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E67C53FD-AEC1-4871-9FB0-33B431AFAE09
2
dia ny olona izay niaraka tamin'i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan'ny lehilahy tamin'ny Isiraely dia izao:--
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|255C288A-B442-4BAA-854B-EF265196DDB3
3
Ny taranak'i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BF05A64F-E60C-4B20-B0B5-99A0AE201B38
4
ny taranak'i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2E218EAE-B750-41CB-9345-3847DA1C7849
5
ny taranak'i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE894381-A56A-4A3F-BFCB-8973C92F45BD
6
ny taranak'i Pahata-moaba, avy tamin'ny zanak'i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin'ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B3761D67-1C67-469C-8305-0C57DE9316E1
7
ny taranak'i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0117D15F-4348-42F4-A0D9-C564F3AE57C8
8
ny taranak'i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|730CD52B-CED2-4941-BE83-D4EF76D32F16
9
ny taranak'i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|013508F5-5AAF-4363-93A2-0BBC90C01B99
10
ny taranak'i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1CD21A72-AB58-4915-B929-24EB898D57D8
11
ny taranak'i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBFFEEFB-689A-42E9-9192-6BA4BDCD6070
12
ny taranak'i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|483D6B1E-34C8-4E16-B775-3EFEE365ACCA
13
ny taranak'i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C7A8D59C-C056-419A-B895-5DBA1BACED68
14
ny taranak'i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3EDB57C9-56D4-492F-8116-CF790687479D
15
ny taranak'i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2EAD065E-AE95-4A5D-84C1-38A12C0EDA64
16
ny taranak'i Atera, avy tamin'i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4CCFCC08-9824-4270-8FD0-0575CFC786FA
17
ny taranak'i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|56FFBCFC-9570-411A-94F0-0B3A5F339B25
18
ny taranak'i Jora dia roa ambin'ny folo amby zato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5B8E6FA7-D3A3-4DE1-9E0F-5326E7369264
19
ny taranak'i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|89A02DE9-8A52-4C88-A343-ADEF6F7CF2E1
20
ny zanak'i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A60C9398-FCB0-4F76-9802-67BFB0784E28
21
ny zanak'i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A505D329-C03E-4ECC-A869-69F24EBA2F12
22
ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4182E7BD-39FB-495D-B47C-A9F4223728B2
23
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|600E7739-6213-4D30-B9F0-D8B4E6733761
24
ny zanak'i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D7EA0324-0ACA-473E-B34B-8FAAE3B071A0
25
ny zanak'i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8D09BA02-56CA-47C7-8789-621877CCBE4D
26
ny zanak'i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|91976DC7-45C9-490D-AD08-D0BD815B18F1
27
ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|38022745-C2F4-4A11-AF22-6B3725990936
28
ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|701402AC-374D-4CFA-97BC-79BD45B8558B
29
ny zanak'i Nebo dia roa amby dimam-polo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FE41275E-38C5-4ADA-96A7-CB775E9C517B
30
ny taranak'i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|632CD92D-1BDB-48B1-AA17-6083E9ECC5E9
31
ny taranak'ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BFE8BD13-93E6-4EF5-B4CE-4CF8CEF0D8D6
32
ny taranak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B4FC2688-42CE-4D3C-AA33-716DEA2A624A
33
ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CCF801C3-EB7F-4CA8-A789-AF7CFEE4D57C
34
ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BCA80B0B-F964-4DF4-AA47-62ECD2CC9FB1
35
ny zanak'i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5E312E95-AA3E-48CF-95C1-07E9C89B0E6A
36
Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak'i Jedaia, avy tamin'ny mpianakavin'i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2313068B-4474-4C24-B82A-53309D2BB841
37
ny taranak'Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C92D3909-E74D-4F16-8D66-5670696E68F3
38
ny taranak'i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|04BEABC2-CB23-41DB-8084-E52AA5B221F7
39
ny taranak'i Harima dia fito ambin'ny folo sy arivo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|962B22F4-9766-4D56-9795-4DA810AA57CD
40
Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny taranak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3820D5E3-FB1A-4DF0-84AF-151D1344DDE6
41
Ary ny mpihira koa dia izao: Ny taranak'i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|70BA3B6E-1ABA-4780-8560-15E33B40FB1D
42
Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak'i Saloma, ny taranak'i Atera, ny taranak'i Talmona, ny taranak'i Akoba, ny taranak'i Hatita, ny taranak'i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|338495E0-C44C-4823-A56A-F3335B19C0D9
43
Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak'i Ziha, ny taranak'i Hasofa, ny taranak'i Tabaota,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|107B43CE-EB6A-4C58-BCE9-2A657E379AB7
44
ny taranak'i Kerosa, ny taranak'i Siaha, ny taranak'i Padona,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6C597CF0-ACF4-46C8-B6C1-A29F4C75E6E7
45
ny taranak'i Lebana, ny taranak'i Hagabaha, ny taranak'i Akoba,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|42977787-C6A1-40F9-8833-8D4B42BF58BB
46
ny taranak'i Hagaba, ny taranak'i Salmay, ny taranak'i Hanana,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DFE4C9DF-6BFF-49BA-AAE0-2F7A4288FAEF
47
ny taranak'i Gidela, ny taranak'i Gahala, ny taranak'i Reaia,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A270B505-3ED4-46C3-8DFF-E76EAF1719B8
48
ny taranak'i Rezina, ny taranak'i Nekoda, ny taranak'i Gazama,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F2EA42AE-654A-4614-A1E3-9120BD429B1D
49
ny taranak'i Oza, ny taranak'i Pasea, ny taranak'i Besay,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5CDEDCAD-1FB4-4732-A76F-C29D86DA6FCA
50
ny taranak'i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|774EA271-AA14-484B-A95A-4BF823D951C8
51
ny taranak'i Bakboka, ny taranak'i Hakofa, ny taranak'i Harora,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BDDBCA52-CB52-419D-B6D6-7BDCDA32AC02
52
ny taranak'i Bazlota, ny taranak'i Mehida, ny taranak'i Harsa,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F6743999-B8A5-490D-A051-EC0EF4854663
53
ny taranak'i Barkosa, ny taranak'i Sisera, ny taranak'i Tema,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C8BB7CFA-A5A8-4AEB-82D0-3FCC1789E2C8
54
ny taranak'i Nezia, ny taranak'i Hatifa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|76627EA5-2F6F-423F-A93D-3B8BFC6C88C7
55
Ary ny taranaky ny mpanompon'i Solomona koa dia izao: Ny taranak'i Sotahy, ny taranak'i Sofereta, ny taranak'i Peroda,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|476395ED-CFDE-49E8-A9E5-2017878731CC
56
ny taranak'i Jala, ny taranak'i Darkona, ny taranak'i Gidela,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D18F5497-C23E-45B3-A48E-0ABC9B76866F
57
ny taranak'i Sefatia, ny taranak'i Hatila, ny taranak'i Pokereta-hazebaima, ny taranak'i Amy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D99939E1-B4B0-446A-AB11-699BF502777C
58
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon'i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F98768F4-8B4F-43F3-B080-4CA1C920C954
59
Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia):
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BF12C4EF-BB32-4B27-A95E-0DF9D8425E7B
60
ny taranak'i Delaia, ny taranak'i Tobia, ny taranak'i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C631562C-68C6-47C8-9FE4-7665A48F12F3
61
Ary ny avy tamin'ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak'i Habaia, ny taranak'i Hakoza, ny taranak'i Barzilay; nampaka-bady avy tamin'ny zanakavavin'i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|213F7A4F-48D1-4339-96F1-617B57321DD4
62
Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy rehetra ka nesorina tamin'ny fisoronana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0DBD5BFF-27AF-461D-9739-0370D38635D1
63
Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masina indrindra izy mandra-pitsangan'izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2B520044-94FD-4F40-8AF8-F5A277BE1540
64
Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3CA28539-6E59-4806-8068-293BDCB71DB8
65
afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7899AB46-6077-4F64-B636-2F8DFFC26A61
66
ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32C6D45B-1C80-4FBE-B395-FAE03D2D1991
67
ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8D64AA54-7386-4842-A853-E23A879FB6A8
68
Ary ny sasany tamin'ny lohan'ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon'i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin'ny sitrapo hananganana ny tranon'Andriamanitra eo amin'ilay efa niorenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|77549EF4-BFC1-42A5-93E1-D63503354875
69
Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|82E3B36C-589B-48B4-9F22-4C1D765FB18A
70
Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin'ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima,--dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B6BB778E-A433-4C66-B1B1-C25E4F3EFEF8
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany