Estera 10: 1-3

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E0D1820B-C114-4424-A297-6294595AF3E6
2
Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin'ny filazana ny fahalehibiazan'i Mordekay, araka izay nanadratan'ny mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Media sy Persia va izany ?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4580C4C1-6D1D-4EC3-B4A2-2BD98647EDC1
3
Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an'i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin'ny Jiosy ka nankasitrahan'ny rahalahiny maro, satria nitady hahasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin'ny olona rehetra iray firazanana aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6EC66BDC-7BF6-4763-BE11-BB34A46CDFEB
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany