Andininy
Protestanta Malagasy
1
Salamo ho fiderana. Mihobia ho an'i Jehovah, ry tany rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C96FA325-A7CA-4098-8671-4803F7118C97
2
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; Mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A416E43E-7F52-4750-843E-13294AB0CA1B
3
Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika*, Dia olony sy ondry fiandriny.[Na: fa tsy isika]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2A2293CA-57FC-42A5-ACA8-F1BBA69FC86B
4
Midira eo amin'ny vavahadiny amin'ny fisaorana, Ary eo an-kianjany amin'ny fiderana; Misaora Azy, mankalazà ny anarany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|250026DA-67DF-45AE-BB1C-ABD7B208E01B
5
Fa tsara Jehovah; Mandrakizay ny famindram-pony, Ary mihatra amin'ny taranaka fara mandimby ny fahamarinany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7D39F5E4-1EB5-4852-86B2-BBB979F86B11
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany