Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Fony Jehovah nampody an'i Ziona avy tamin'ny fahababoany, Dia tahaka izay nanonofy isika. [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|274623B9-C2FA-4611-907D-222C409F9FCB
2
Fahizay dia feno hehy ny vavantsika Sy fihobiana ny lelantsika; Dia natao tany amin'ny Jentilisa hoe: Zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho an'ireny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A70160DA-9A55-4778-BF6B-8CFBC0652A3B
3
Eny, zava-dehibe no nataon'i Jehovah ho antsika, Ka dia faly isika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FFCF38AC-524F-4ABF-9405-10AD03B506A0
4
Tanteraho, Jehovah รด, ny ham-podiana anay avy amin'ny fahababoana, Tahaka ny fiverenan'ny riaka any amin'ny tany atsimo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E7B5F240-ACB1-4C4A-B76A-529CB49726BC
5
Izay mamafy am-pitomaniana Dia hijinja am-pifaliana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|93C0EE1E-3CD2-410D-8415-79081A3B8A98
6
Mandeha mitomany mitondra ny voa afafiny izy, Fa hiverina mitondra ny amboarany amin'ny fihobiana kosa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C2DA9D67-DE8E-49D3-9F20-A30212B31229
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany