Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Nataon'i Davida. Jehovah ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko: Ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, Na izay saro-pantarina tsy takatro.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A4308C28-862C-4402-96FB-57D2920EAD07
2
Fa nampionona sy nampangina ny fanahiko aho; Tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny. Dia tahaka Izany ny fanahiko ato anatiko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6C63AA69-C8C9-4C5A-BD69-6D704A2FDF22
3
Ry Isiraely ô, manantenà an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EA4A4096-AE73-4FF4-B273-0087642978DD
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany