Andininy
Protestanta Malagasy
1
Fihirana fiakarana*. Nataon'i Davida. Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina [Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E5C708A-3531-4581-BF17-944C424E2A9A
2
Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha, Izay mitsororoka amin'ny somotra, dia ny somotr'i Arona, Izay mitsororoka amin'ny moron-tongotr'akanjony*; [Na: vozon'akanjony]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7AF863EB-0804-41F5-BE81-A11308E852E9
3
Tahaka ny ando any Hermona, izay milatsaka amin'ny tendrombohitra Ziona; Fa voadidin'i Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia fiainana ho mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|80DCE33A-39E2-4E1A-95C6-D6ED3016758E
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany