Andininy
Protestanta Malagasy
1
Salamo nataon'ny Koraita. Tonon-kira. Ny naorin'i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masina;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CF897998-F596-405E-AEEA-951D5B2DB427
2
Ny vavahadin'i Ziona dia tian'i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an'i Jakoba.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|384E9A52-656A-43DA-BD79-734BE1D1B644
3
Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan'Andriamanitra
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|215F21B2-ADAD-439F-8904-FBFAA5453BD3
4
Hanonona an-dRahaba* sy Babylona Aho ho isan'izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin'i Etiopia, Ity no efa teraka teo.[Na: Egypta]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CB44C95A-57ED-4C68-848F-FDEB3F1D0CA5
5
Ary Ziona hilazana hoe: Ireto sy ireroa samy efa teraka teo; Ary ny Avo Indrindra no mampitoetra azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A8056050-6D2E-4223-BBD9-FD529A16AAE0
6
Jehovah hanisa, raha manoratra ny firenena Izy: Ity no efa teraka teo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8140DAF1-40E2-4D62-878D-B032B36427F7
7
Hoy izay mihira sy mandihy: Ny loharanoko rehetra dia ao aminao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6A54C29D-95CD-4091-9F2D-DC9D4C65FBAC
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany