Andininy
Protestanta Malagasy
1
OHABOLAN'i Solomona. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; Fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|714CB02B-746F-4AF7-9597-08A7B500372C
2
Ny harena azo amin'ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; Fa ny fahamarinana no mamonjy amin'ny fahafatesana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|47E38E53-0A9D-43E8-928F-4221A4915945
3
Tsy avelan'i Jehovah ho mosarena ny fanahin'ny marina; Fa foanany ny fanirian'ny ratsy fanahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|31730801-A743-4060-8203-FABB9774432F
4
Ho tonga malahelo ny miraviravy tànana amin'ny asany; Fa mampanan-karena ny tànan'ny mazoto.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9B151C37-4672-4AF1-9B4E-44B07122AFFA
5
Izay manangona amin'ny fararano no zanaka hendry; Fa izay sondrian-tory amin'ny taom-pijinjana no zanaka mampahamenatra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C4A17749-311A-401A-8483-99C4E31B360B
6
Fitahiana no ho ao amin'ny lohan'ny marina; Fa loza no mandrakotra [Na: Fa manaron-doza.] ny vavan'ny ratsy fanahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|98146F30-7215-42AB-A4D1-DDBF6B28E1C6
7
Hankasitrahana ny fahatsiarovana ny marina; Fa ho lo ny anaran'ny ratsy fanahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B26B3B35-163A-45CC-AD40-28FC281FA21A
8
Izay hendry am-po no handray ny didy; Fa ho lavo ny adala maro vava.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CB8993D5-B3CE-4AE2-A82D-CAA961B895F5
9
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha matoky; Fa izay maniasia amin'ny alehany dia fantatra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C781C4CD-2E8E-45A7-B670-D93EDFF38D0D
10
Izay mamì-maso manome alahelo; Fa ho lavo ny adala maro vava.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|893BFA9F-536F-4F12-BEF1-1BBA34128A27
11
Loharanon'aina ny vavan'ny marina; Fa loza no mandrakotra ny vavan'ny ratsy fanahy. [Izahao and. 6.]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5BBB4DAF-CD25-4D92-A682-4B106E049D2E
12
Ny fankahalana dia manetsika ady; Fa ny fitiavana manarona ny ota rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7C8C9031-90CE-4389-A42B-FDA2F67844E9
13
Amin'ny molotry ny manan-tsaina no ahitam-pahendrena; Fa tsorakazo no ho amin'ny lamosin'ny tsy ampy saina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|062848FF-912D-47B5-88DA-0277BDBF203E
14
Ny hendry mirakitra fahalalana; Fa ny vavan'ny adala eo akaikin'ny fandringanana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3681B2F3-EAEA-49FA-AFDD-A1052C2E327F
15
Ny haren'ny manan-karena no vohiny mafy; Fa ny tsi-fananan'ny ory no fandringanana azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|24420EF9-AECF-4F5C-857E-1713BFA56197
16
Ho fiainana ny asan'ny marina; Fa ho ota ny fitomboan'ny haren'ny ratsy fanahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DEE38CA1-A420-4643-9D71-289F8E69FFC5
17
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin'ny làlan'ny fiainana; Fa mivily izay mandà anatra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1827917F-B435-4DF8-AF6B-36552516AECF
18
Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|516DE2D3-CF84-4F3A-99E9-49BC0CD098E4
19
Ny teny maro tsy ilaozan'izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5B4B743-5AC7-4DC8-BAD2-B4BB99ECD31C
20
Volafotsy voafantina ny lelan'ny marina; Fa ny fon'ny ratsy fanahy tsy misy vidiny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|622A931D-6DFC-438D-9071-532A09B0D79D
21
Ny molotry ny marina mamelona ny maro; Fa maty ny adala noho ny tsi-fananany fahalalana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EB02DD21-4308-41E3-91E1-0B3CBEBA0EA6
22
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena, Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany. [Na: Ary tsy ampiany alahelo.]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AAB06BE0-E478-49F3-8C55-FFE51F97C90B
23
Toa laolaon'ny adala ny fanaovan-dratsy Fa raha ny manan-tsaina, dia fahendrena kosa. [Na: Toa laolaon'ny adala ny fahafetsena; Fa ny manan-tsaina no manam-pahendrena.]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CB1006AE-EDC9-4304-8C0C-C8A51E6DEB92
24
Ny tahotry ny ratsy fanahy hihatra aminy; Fa ny irin'ny marina no homena azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|93674F13-8B24-4D8E-82C0-5A6EAE61527E
25
Rehefa mipaoka ny tafio-drivotra, dia tsy ao intsony ny ratsy fanahy; Fa ny marina voaorina ho mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C7FA59A7-8FA0-4376-945B-4AC9FD979733
26
Toy ny vinaingitra amin'ny nify sy ny setroka amin'ny maso. Dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|830E29DB-711E-4BE6-817E-44D4C9AEEAAF
27
Ny fahatahorana an'i Jehovah no mahela velona; Fa ny taonan'ny ratsy fanahy hahafohezina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F57E7342-7111-43B6-AB89-06231906780F
28
Ny fanantenan'ny marina dia fifaliana; Fa ny fanantenan'ny ratsy fanahy ho foana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B9FA248-6805-43F4-89B5-6650AE291A82
29
Ny làlan'i Jehovah dia fiarovana mafy ho an'izay tsy misy tsiny. Fa fandringanana kosa ho an'ny mpanao ratsy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F3DCB47-D05C-4FFD-A74F-44CCCF320742
30
Ny marina tsy hangozohozo mandrakizay; Fa ny ratsy fanahy tsy honina amin'ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F7DDFC27-9433-4BCC-9DE6-FC76EFC8E2BB
31
Eo amin'ny vavan'ny marina no itsimohan'ny fahendrena; Fa ny lela fandainga hofongorana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|54F8C1E7-F525-4967-9F04-DE332E62C687
32
Ny molotry ny marina mahalala izay ankasitrahana; Fa ny vavan'ny ratsy fanahy dia feno fitaka.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2AA0D544-5814-4851-935D-D02DE467A5FB
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany