Andininy Protestanta Malagasy 5 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1881C24C-D261-4F5F-B2B1-8F0622BF0E4E 6 Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny làlanao, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F73A736B-4FB9-4E8F-B644-42605CADDDCC 7 Aza manao anao ho hendry; Matahora an'i Jehovah, ka mifadia ny ratsy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B076B4E3-D1D2-4BA3-9F41-B9EE49CE8E59
|