Andininy
Protestanta Malagasy
7
Zavatra roa loha no angatahiko aminao; Ka aza lavinao, dieny tsy mbola maty aho:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AFF75AB1-FD53-453D-8FFA-1F267F9A312B
8
Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin'izay anjara-hanina sahaza ho ahy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DD76B95B-B2BC-423A-892F-3B44A6966D0E
9
Fandrao, raha voky aho, dia handa Ka hanao hoe: Iza moa Jehovah? Ary andrao, raha tonga malahelo aho, dia hangalatra Ka hanamavo ny anaran'Andriamanitro.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|18DCF3C9-1DB3-49C4-86A8-385E522F8900
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany