Isaia 1: 11-15

Andininy
Protestanta Malagasy
11
Hataoko inona ny zavatra betsaka vonoinareo ho fanatitra? hoy Jehovah; Efa tofoka ny ondrilahy atao fanatitra dorana sy ny saboran'ny zanak'omby mifahy Aho, Ary tsy sitrako ny ran'ny vantotr'ombilahy sy ny an'ny zanak'ondry ary ny an'ny osilahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E1BC0553-1224-4519-B8E8-6D4583076EDF
12
Raha avy miseho eo anatrehako ianareo, Iza moa no nitady anareo hanitsakitsaka ny kianjako?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5DDEBF4B-0F85-4058-8216-300BC38D4C2C
13
Aza mitondra fanati-poana intsony; Fofona fahavetavetana amiko izany! Ny voaloham-bolana sy ny Sabata ary ny fiantsoam-piangonana Tsy zakako ny fivoriana masina haroharoam-paharatsiana!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D34A159E-11D8-4FE1-9B2D-1435AC9C84F5
14
Ny voaloham-bolanareo sy ny fotoam-pivavahanareo dia halan'ny fanahiko, Mavesatra amiko izany, Ka sasatra mitondra azy Aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13095C66-D4A2-4737-9A47-029D640AC633
15
Raha mananty tanana ianareo, Dia hitampi-maso tsy hijery anareo Aho; Eny, na dia manao vavaka be aza ianareo, dia tsy hihaino Aho; Feno ran'olona* ny tananareo.[Heb. rĂ  nalatsaka]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4517E1CF-FEC9-4B7A-B9B6-7ED80F0947B3
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany