Andininy
Protestanta Malagasy
3
Nahoana izahay no mifady, hoy izy, nefa tsy hitanao ? Ary nahoana izahay no mampahory ny tenanay, nefa tsy ahoanao? Indro fa amin'ny andro fifadianareo aza dia mbola ny tianareo* ihany no ataonareo, ary ny mpiasa rehetra ao aminareo dia ampahorinareo*. [*Heb. hitanareo][**Na: Ary mbola arosonareo fatratra ihany sy asanareo]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C8753935-4D16-4921-BBF5-3E4C6E5D9F2B
4
Indro, ny hiady sy ny hifanditra no anton'ny ifadianareo ary ny hamely amin'ny totohondrin'ny faharatsiana; Izao fifadianareo izao dia tsy andrenesana ny feonareo any amin'ny avo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6FF80CA0-F4F7-42FA-8D35-77A4806208F8
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany