Andininy Protestanta Malagasy 6 Ny handrosoan'ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hanam-pahataperana Eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy ny fanjakany, mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin'ny rariny sy ny hitsiny hatramin'izao ka ho mandrakizay; ny fahasaro-piaron'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hahatanteraka izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0FF3EBF8-374D-4634-953E-580465B81D20 7 Ny Tompo mandefa teny ho an'i Jakoba, ka mihatra amin'ny Isiraely izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|45FB304B-008A-48DC-AA90-F7B80EAF6B9F
|