Andininy
Protestanta Malagasy
2
Izao no lazain'i Jehovah: Aza mianatra ny fanaon'[Heb. didin'.] ny jentilisa; Ary aza matahotra ireo famantarana eny amin'ny lanitra; Fa ny jentilisa no matahotra izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|27BB1123-7A37-437E-BF38-EAD74495B756
3
Fa ny fanaon'ny firenena dia zava-poana; Fa hazo nokapaina tany an-ala ireny, Dia asan-tànan'ny mpiasa amin'ny famaky;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|88A3EAE1-66F4-477E-8B2F-85FE84EF5773
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany