Andininy
Protestanta Malagasy
14
Izao no lazain'i Jehovah ny amin'ireo ratsy fanahy rehetra mifanakaiky fonenana amiko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan'ny Isiraely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin'ny taniny ireo, Ary ny taranak'i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8E874FB5-B773-4520-92FF-565BFF52B52E
15
Nefa nony efa voaongotra izy, dia hamindra fo aminy indray Aho, Ka samy ho entiko mody any amin'ny lovany sy ny taniny avy indray izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D21F814C-A262-4788-BF0B-F2B7D45AC976
16
Koa raha mba nianatra ny fanaon'ny oloko tokoa ireo Ka hianiana amin'ny anarako hoe: Raha velona koa Jehovah, Tahaka ny nampianaran'ireo ny oloko hianiana amin'i Bala, Dia haorina ao amin'ny oloko izy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67AD63E6-5C62-4732-A79A-84B39A234305
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany