Andininy Protestanta Malagasy 33 Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'Isiraely. Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalĂ ko Sady hosoratako ao am-pony; Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7317C318-91D0-4B6B-8DBE-A533AC6F5F1A 34 Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy intsony izy hoe: MahalalĂ an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra. Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, hoy Jehovah; Fa havelako ny helony, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8E876D43-6B1F-4922-9A21-C114E7FEE8BA
|