Andininy
Protestanta Malagasy
4
Lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Indro, horavako izay efa naoriko, ary hongotako izay efa namboleko, dia izao tany rehetra izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|37C738CC-FDB4-42F5-9AD7-027F5C39CEFB
5
Mitady zavatra lehibe ho anao va hianao? aza mitady izany! fa, indro, hahatonga loza ho amin'ny nofo rehetra Aho, hoy Jehovah; fa raha ny ainao dia homeko anao ho babonao ihany any amin'izay rehetra halehanao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3B06617D-EC9A-4D93-B8C2-2971EF197E5E
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany