Andininy
Protestanta Malagasy
2
Ary niteny tamin-dralehilahy nitafy rongony fotsy Izy nanao hoe: Midira eo anelanelan'ny kodia, dia eo ambanin'ny kerobima, ary fenoy vain'afo avy eo anelanelan'ny kerobima ny tananao roa, ka afafazo amin'ny tanĂ na izany. Dia niditra teo imasoko izy.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany