Andininy Protestanta Malagasy 26 Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DE94339E-27C1-40A4-8879-871675D75954 27 Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|175F4694-5CCF-4387-A95C-31A14A368942
|