Mika 1: 1-16

Andininy
Protestanta Malagasy
Louis Segond
1
Ny tenin'i Jehovah izay tonga tamin'i Mika Morastita tamin'ny andro nanjakan'i Jotama sy Ahaza ary Elezekia, mpanjakan'ny Joda, dia ilay hitany ny amin'i Samaria sy Jerosalema. Ny loza hanjo an'i Samaria sy Joda.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1CD53C1B-89A5-40C7-884B-EE3E936C2513
La parole de l'Eternel fut adressée à Michée, de Moréscheè, au temps de Joèam, d'Achaz, d'Ezéchias, rois de Juda, prophétie sur Samarie et Jérusalem.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FCA57BF-4F95-4438-8F7E-8F8C281B2744
2
Samia mihaino hianareo, ry firenena rehetra; Atongilano ny sofinareo, ry tany sy izay zavatra rehetra eo aminy; Ary aoka Jehovah Tompo no ho vavolombelona hanameloka anareo, Dia Jehovah avy ao amin'ny tempoliny masina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4DCD579E-61B0-4D69-A2DA-863EF3400DBB
Ecoutez, vous tous, peuples! Sois attentive, terre, et ce qui est en toi! Que le Seigneur, l'Eternel, soit témoin contre vous, Le Seigneur qui est dans le palais de sa sainteté!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E54CCFEC-77CB-48D8-8F44-173883B8D569
3
Fa, indro, Jehovah mivoaka avy ao amin'ny fitoerany Ary midina ka mandia ny havoana amin'ny tany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C5197930-6FF0-4349-A648-E696F8AB7234
Car voici, l'Eternel sort de sa demeure, Il descend, il marche sur les hauteurs de la terre.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F8CC1090-59D9-45F8-8DC0-5C4CC7A678C0
4
Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin'ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin'ny hantsana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3B33881C-E944-422E-BA84-2624B705236D
Sous lui les montagnes se fondent, Les vallées s'entr'ouvrent, Comme la cire devant le feu, Comme l'eau qui coule sur une pente.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EB86C442-8BAC-4B9F-8C69-B648CE4767E5
5
Noho ny fahadisoan'i Jakoba sy ny hotan'ny taranak'Isiraely no isian'izany rehetra izany. Iza no nahadiso an'i Jakoba? Tsy Samaria va? Ary iza no fitoerana avon'i Joda? Tsy Jerosalema va?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D6184D38-8053-4512-AB10-3EE6FF556B4E
Et tout cela à cause du crime de Jacob, A cause des péchés de la maison d'Israël! Quel est le crime de Jacob? n'est-ce pas Samarie? Quels sont les hauts lieux de Juda? n'est-ce pas Jérusalem?...
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|09655770-0363-4D80-AE15-280037F9B5BC
6
Koa Samaria dia hataoko korontam bato any an-tsaha Sy tany fambolem-boaloboka; Ary hakorotsako ho any an-dohasaha ny vatony, Ka haharihariko ny fanorenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A35914D8-2F2E-4696-9142-4C0F52E5AA16
Je ferai de Samarie un monceau de pierres dans les champs, Un lieu pour planter de la vigne; Je précipiterai ses pierres dans la vallée, Je mettrai à nu ses fondements.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6C1416FE-346C-4A63-93F5-88985FC4C10B
7
Hotorotoroina ny sampiny voasokitra rehetra, Ary hodorana amin'ny afo ny tanginy rehetra, Sady hofoanako ny sampiny rehetra; Tangin'ny vehivavy janga no nangonany ireny, Ary hody ho tangin'ny vehivavy janga indray izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|82008663-4D16-4AE0-907E-7155064495BC
Toutes ses images taillées seront brisées, Tous ses salaires impurs seront brûlés au feu, Et je ravagerai toutes ses idoles: Recueillies avec le salaire de la prostitution, Elles deviendront un salaire de prostitutions...
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F556FA5E-F8FF-42DE-A23C-A85ECF9EB213
8
Koa izany no hitomaniako sy hidradradrako, Ka handeha sady horobaina no mitanjaka aho; Hikaonkaona toy ny amboadia aho Ary hikiakiaka toy ny ostritsa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0020CF5B-69E8-43C5-B00F-8B01AD47BAD7
C'est pourquoi je pleurerai, je me lamenterai, Je marcherai déchaussé et nu, Je pousserai des cris comme le chacal, Et des gémissements comme l'autruche.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8EDB1DBE-6E4F-4257-A447-5B091DC9A526
9
Fa tsy azo sitranina ny ferin'i Samaria; Fa mihatra amin'i Joda izany, Ary mahatratra ny vavahadin'ny oloko aza, dia any Jerosalema.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5AF9B089-1F5C-4CB8-877D-3E18CBDE4CBF
Car sa plaie est douloureuse; Elle s'étend jusqu'à Juda, Elle pénètre jusqu'à la porte de mon peuple, Jusqu'à Jérusalem.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|71F15970-2D0B-46BE-ACDE-F8FEBBEAC1F0
10
Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Betile-afia aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D6C9664A-EA28-4585-9251-9DC60BA50BAA
Ne l'annoncez point dans Gaè, Ne pleurez point dans Acco! Je me roule dans la poussière à Beè Leaphra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|70B8D2CC-BF10-4ECE-B25C-CDC5C300F1A4
11
Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira; Tsy mivoaka ny mponina ao Zanana; ny fisaonan'i Beti-haezela no misakana anareo tsy hijanona ao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|574BC7D4-C01F-4A5A-904A-6DFD77F25F98
Passe, habitante de Schaphir, dans la nudité et la honte! L'habitante de Tsaanan n'ose sortir, Le deuil de Beè-Haëtsel vous prive de son abri.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A73E21D0-20B8-4526-9E86-C1FB94B3D758
12
Fa malahelo ny soa ny mponina ao Marota, Satria loza no efa nidina avy tamin'i Jehovah ho ao am-bavahadin'i Jerosalema.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BD65389C-01BB-459F-A280-247F6C0F44B4
L'habitante de Maroè tremble pour son salut, Car le malheur est descendu de la part de l'Eternel Jusqu'à la porte de Jérusalem.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0EB3FD81-D51C-4A24-8ABA-B4981A434911
13
Fehezo amin'ny soavaly haingam-pandeha ny kalesy, ry mponina ao Lakisy; Niandohan'ny fahotan'i Ziona zanakavavy iny, Fa tao aminao no nahitana ny fahadisoan'Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1C718719-60A5-46F1-A824-E4609090D278
Attelle les coursiers à ton char, Habitante de Lakisch! Tu as été pour la fille de Sion une première cause de péché, Car en toi se sont trouvés les crimes d'Israël.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FC2FFC51-C49A-4897-95B3-DFCF5FC126DF
14
Koa izany no hanomezanao taratasy fisaorana ho an'i Moresetagata; Ranotrambo ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely ireo tranon'i Akziba.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|15D62D30-652F-4E43-8D4B-E1D695EB313E
C'est pourquoi tu renonceras à Moréschet-Gaè; Les maisons d'Aczib seront une source trompeuse Pour les rois d'Israël.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9449304-E3AC-4E3C-A9AD-E93D5D51BAD3
15
Mbola hitondrako olon-kandova hianao. Ry mponina ao Maresa; Ho tonga hatrany Adolama aza ny voninahitr'Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9A19DA32-AB76-4886-98D0-F0BCF168F2D3
Je t'amènerai un nouveau maître, habitante de Maréscha; La gloire d'Israël s'en ira jusqu'à Adullam.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC141632-78B3-494C-AFD7-91D14A25122D
16
Miheteza sy mikakasa Noho ny zanakao nahafinaritra; Halehibiazo ny solanao ho toy ny an'ny volitora, Fa lasan-ko babo niala taminao izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A7A5296-A6DF-443E-8103-A8C66EEBB96D
Rase-toi, coupe ta chevelure, A cause de tes enfants chéris! Rends-toi chauve comme l'aigle, Car ils s'en vont en captivité loin de toi!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64B419C3-77DD-4110-B894-322DD3242804
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany