Mika 3: 8-12

Andininy
Protestanta Malagasy
8
Fa izaho kosa dia feno hery, dia Fanahin'i Jehovah, Mbamin, ny rariny sy ny faherezana Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE4B8907-75C1-4B90-87F2-76F007BC8E2B
9
Masina hianareo, mihainoa izao, Ry loholon'ny taranak'i Jakoba, Sy ry mpanapaka ny taranak'Isiraely, Dia hianareo, izay manao ny rariny fahavetavetana Sy mamadika ny hitsiny rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F2D016FD-A5AE-4AB4-8E9A-54A114957888
10
Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-dra Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2138AE15-8B1B-46B5-8716-28611553F72D
11
Ny mpifehiny mitsara hahazoany kolikoly, Ary ny mpisorony mampianatra hahazoany karama, Ary ny mpaminany manao fankatoavana hahazoany vola; Nefa Jehovah mbola iankinany ihany hoe : Tsy ato amintsika va Jehovah? Tsy hisy loza hanjo antsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E1A64ABF-CC71-4E03-ADCF-84E04DDAE875
12
Koa dia hasaina toy tanimboly Ziona noho ny nataonareo, Ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, Ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CC5C57F3-DA00-4D73-9390-5E69BA7E1945
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany