Zefania 3: 12-13

Andininy
Protestanta Malagasy
12
Nefa hamelako olona ory sy malahelo ihany ao aminao, Ary ny anaran'i Jehovah no hialofany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|607F5CEE-2C0F-4FBB-9847-71AC7A8D2302
13
Ny sisa amin'ny Isiraely dia tsy hanao meloka na handainga, Ary tsy hisy lela mamitaka eo am-bavany; Fa hihinana sy andry izy, ka tsy hisy hanaitaitra azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FD5FEE7D-74D3-4DCC-9618-D43870034971
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany