Andininy
Protestanta Malagasy
3
Ary nisy Fariso nanatona Azy, dia naka fanahy Azy hoe: Mahazo misaotra ny vadiny va ny lehilahy noho izay rehetra entiny iampangany azy na inona na inona?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D4539931-2930-488C-BE7A-D1604639A433
4
Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mbola novakinareo va ny teny, fa Izay nahary azy tamin'ny voalohany dia nahary azy ho lahy sy vavy (Gen.1.27), ka dia nanao hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BF9D453B-D136-4D80-9009-2E393EB89F69
5
Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; ary dia ho nofo iray ihany izy roroa (Gen.2.24)?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1826FBB4-96D5-4AE7-99AF-C51C2CD8C07F
6
ka dia tsy roa intsony izy, fa nofo iray ihany. Koa amin'izany, izay nampiraisin'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin'olona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|166BFB13-03A5-4655-B555-80A9E3C94EB6
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany