Andininy
Protestanta Malagasy
7
Hoy ireo taminy: Nahoana ary Mosesy no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy? (Deo.24.1).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|34DB752E-303C-495E-BA6C-5C56CC334472
8
Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BEB8E981-4182-44E8-9C14-DE4C0F102B4B
9
Fa lazaiko aminareo: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana ihany, ka mampakatra ny hafa, dia mijangajanga; ary izay mampakatra ny voasaotra dia mijangajanga koa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|71CB0ABF-9260-4F47-9EE3-2656EA6D8B14
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany