Andininy Protestanta Malagasy 25 Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A9DE0548-1B04-4E6B-9FE6-8FCE4318CC35 26 Fa tsy mba ho toy izany aminareo; fa izay te-ho lehibe aminareo dia ho mpanompo anareo; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9769FD84-14CE-4081-9682-7235908C120D 27 ary izay te-ho ambony indrindra aminareo dia ho mpanomponareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|20770F06-A9C6-4884-9B47-1D77AF796AE7 28 Fa tahaka izany, ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|105879F8-5AED-4FAB-B0AE-D21CD927A118
|