Marka 12: 26
Toriteny na fanazavàna - "La place de la Parole de Dieu dans ma vie (suite)" 
Toriteny na fanazavàna - "Tu aimeras ton Dieu et ton prochain" 

Andininy
Protestanta Malagasy
26
Ka ny amin'ny hananganana ny maty, tsy mbola novakinareo va ny eo amin'ny bokin'i Mosesy, eo amin'ilay teny milaza ny Voaroy, dia ny nanaovan'Andriamanitra taminy hoe: Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr' Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba? (Eks.3.6).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C5EE15B9-D6B5-4A3A-B15C-5040D4860083
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany