Marka 16: 15-16
Toriteny na fanazavàna - "Amour et confiance" 
Toriteny na fanazavàna - "Partager la Bonne Nouvelle" 

Andininy
Protestanta Malagasy
15
Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C97542BA-646B-491E-99B3-D89B3ABE300A
16
Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|934A05FC-2777-4B08-98E5-1845B4F7E8FE
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany