Andininy
Protestanta Malagasy
28
Fa iza moa aminareo, raha ta-hanao tilikambo, no tsy mipetraka aloha mihevitra izay ho lany anaovany izany, na misy hahavitany azy, na tsia?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8211147F-D26E-4267-AED5-E332C7187BCC
29
fandrao, rehefa nanao ny fanorenana izy ka tsy mahavita, dia handatsa azy izay rehetra mahita
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BFCDC25F-ED85-46C4-9933-F24F5D1E9EF6
30
ka hanao hoe: Io olona io dia nanomboka nanao trano, fa tsy nahavita.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|29B370C8-0E72-4A97-81B1-AB23C8B2029B
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany