Andininy
Protestanta Malagasy
45
Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nandroaka izay nivarotra
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A74CD73-C1E1-4C84-B689-77092C75FF63
46
ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa.56.7); fa hianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jer.7.11).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AE9AF6CB-A95E-480F-B13B-A9AC54F267F5
47
Ary nampianatra isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Izy. Fa ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona nitady hahafaty Azy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|18B72248-8E1B-4A1D-A5E3-0371659D285F
48
nefa tsy hitany izay hataony, satria ny vahoaka rehetra nazoto dia nazoto hihaino Azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9D459FEB-2960-4541-AF0D-64D5E8A54DC9
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany