Andininy Protestanta Malagasy 1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1A2D9EB9-231C-4B58-A8D3-53B7EA7F26A9 2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B6FC0C64-FB98-44A7-AE69-E8159B258F3B 3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|62EF2AA5-3DE3-4826-8F6A-6E30A465AE4B 4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|15AD056C-F663-4402-9332-78208D229965
|