Andininy
Protestanta Malagasy
9
Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an'izao tontolo izao Aho, fa ho an'izay nomenao Ahy, satria Anao izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|63B6B239-0B39-47CC-93BE-BF29856787CF
10
Ary izay Ahy rehetra dia Anao; ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazana eo aminy Aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|10FE0C0A-27F9-47BF-B3FD-0CA58CB8D9D2
11
Ary tsy ho eo amin'izao tontolo izao intsony Ahy, fa izy ireto no ho eto amin'izao tontolo izao, ary Izaho mankany aminao. Ray masina รด, tehirizo ireo amin'ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A24A9D0D-2AE6-4373-8A41-FE809E673B42
12
Raha mbola teo aminy Aho, dia nitahiry azy tamin'ny anaranao izay nomenao Ahy; ary notandremako izy ka tsy misy very, afa-tsy ilay zanaky ny fahaverezana ihany; mba hahatanteraka ny Soratra Masina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|08DE1D19-7DCA-4404-9497-A6793AB48F79
13
Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin'izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0D312A5-9BF7-4495-8598-0D3CECF3C6B7
14
Efa nomeko azy ny teninao; ary halan'izao tontolo izao izy, satria tsy naman'izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|19F1E309-F88F-4E22-9E22-2E9C7E458C59
15
Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin'izao tontolo izao, fa ny hiaro azy amin'ny ratsy. [amin'ilay ratsy].
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F033195A-4C5E-4CC7-9DAB-8FC99B7A9325
16
Tsy naman'izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy naman'izao tontolo izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F587186E-4509-4369-B420-5FC1C962258B
17
Manamasina azy amin'ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B28DD3DE-4E2E-4833-8E67-F79AF4E92ECD
18
Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin'izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin'izao tontolo izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|464001CC-82CA-4AC9-B46C-06E1DFF66551
19
Ary ho an'ireto no anamasinako ny tenako, mba hanamasinan'ny fahamarinanao azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BF651860-15DC-45C2-9CFA-0CADFB244CCE
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany