Asa 10: 36-38

Andininy
Protestanta Malagasy
36
Hianareo mahalala ny teny izay nampitondrainy ho amin'ny Zanak'Isirely, mitory teny soa milaza fiadanana amin'ny alalan'i Jesosy Kristy (Izy no Tompon'izao rehetra izao),
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EBCF72CA-C080-41CF-A0D8-5691096CD59C
37
dia ilay teny natomboka hatrany Galilia ka notorina tany Jodia rehetra teo aorian'ny batisa izay notorin'i Jaona, dia ny amin'i Jesosy avy any Nazareta,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B246913-EDCC-4E07-9970-34563B901A26
38
Izay nohosoran' Andriamanitra tamin'ny Fanahy masina sy ny hery sady nandehandeha nanao soa sy nahasitrana izay rehetra azon'ny herin'ny devoly, satria Andriamanitra nomba Azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4CFC8C68-9F71-4801-9755-C72E78607067
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany