Asa 26: 25-27

Andininy
Protestanta Malagasy
25
Fa hoy Paoly: Tsy very saina aho, ry Festosy tsara indrindra, fa mandahatra tenin'ny fahamarinana sy ny fahononana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B993F71A-A60B-4609-8E2C-BF719935C3D9
26
Fa fantary ny mpanjaka izany zavatra izany, ka dia miteny amin'ny fahasahiana eto anatrehany aho: fa mino aho fa tsy miafina taminy izany zavatra izany, satria tsy natao tao amin'ny takona izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3D9568AA-D773-413A-BF11-B8F30D68E816
27
Ry Agripa mpanjaka รด, mino ny mpaminany va hianao? Fantatro fa mino hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4D3F3A70-DFBC-4DB4-BABD-2B641F0D61B5
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany