Connection error!

Andininy
Protestanta Malagasy
17
Ary rehefa afaka hateloana, dia nampanalain'i Paoly hiangona izay lohandohany tamin'ny Jiosy; ary rehefa niangona ireo, dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia mpifatotra avy tany Jerosalema natolotra teo an-tànan'ny Romana, na dia tsy diso tamin'ny firenentsika aza, na tamin'ny fanaon-drazana;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C4472ED4-2822-4606-A840-6E119026C6C4
18
ary rehefa nanadina ahy mafy ireo, dia saiky nandefa ahy ihany, satria tsy nisy nataoko izay tokony hahafaty ahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FA6474A1-6EC5-4027-A7DF-E531075BCB1D
19
Fa raha notoherin'ny Jiosy izany, dia tery aho ka nilaza fa handahatra amin'i Kaisara, nefa tsy mba toy ny manana teny hiampangako ny fireneko tsy akory.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4C5A56FA-28CD-4AAF-A2F7-870F078E6CF1
20
Ary izany zavatra izany no nampanalako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan'ny Isiraely no ifatorako amin'ity gadra ity.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A7D532DE-0612-4EDA-B0DB-3DEF5CD31290
21
Ary hoy izy ireo taminy: Izahay tsy mbola nahazo taratasy avy tany Jodia milaza anao, ary tsy mbola nisy rahalahy izay nankaty nanambara na nilaza ratsy anao;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|024025EB-36FF-49C1-8661-79D61CA43249
22
fa tianay ho re aminao izay hevitrao; fa ny amin'izany antoko izany dia fantatray fa efa ratsy laza eny tontolo eny izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4D9B0A1B-B7B3-4970-A918-488878574624
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany