Andininy
Protestanta Malagasy
24
nefa hamarinina maimaimpoana amin'ny fahasoavany izy noho ny fanavotana izay ao amin'i Kristy Jesosy,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|526E46AB-CA59-42E6-8B21-EE959A2816D5
25
Izay nasehon'Andriamanitra tamin'ny rany ho fanavotana amin'ny finoana, hanehoana ny fahamarinany amin'ny tsy namalian'Andriamanitra ny fahotana lasa tamin'ny nandeferany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|22C56AB6-F5D4-44C3-B81A-B5AE3484375C
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany