Andininy
Protestanta Malagasy
8
Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika, fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|570DEA52-07C3-4BEA-900F-159D17C61AC8
9
Koa mainka aza ny hamonjeny antsika ho afaka amin'ny fahatezerana ankehitriny, rehefa nohamarinina tamin'ny rany isika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CB2D85CB-B2B5-47C7-A339-5EDE5D7921D0
10
Fa raha fony mbola fahavalo aza isika no nampihavanina tamin'Andriamanitra tamin'ny nahafatesan'ny Zanany, mainka ny hamonjena antsika amin'ny fahavelomany ankehitriny, rehefa nampihavanina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|81BD7AD1-F9B4-43AC-A439-9FBD417B0B14
11
Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C894E23A-9FAC-4DFB-94E4-7750A5FBFE1D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany