IKorintiana 16: 1-4

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary ny amin'ny famoriam-bola ho an'ny olona masina dia mba manaova koa hianareo toy izay nasaiko nataon'ny fiangonana any Galatia.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7AB91DA7-8CC2-4CDF-B89A-CE5F2500FAE9
2
Amin'ny andro voalohany isan-kerinandro dia samia manokana ao aminy avy ho rakitra na amin'inona na amin'inona no anambinana azy, mba ho vita rahateo ny famorian-bola mandra-pahatongako.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBAF77FD-6609-42EA-BFAC-4A3031FD07C1
3
Ary rehefa tonga aho, dia izay sitrakareo no hirahiko hitondra taratasy hanatitra ny fiantranareo ho any Jerosalema.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F5D8B3F-ABE5-4A49-839C-72B37D64202C
4
Ary raha tokony handehanako izany, dia hiaraka amiko ireo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0C21FF61-1F18-4547-99D2-C6C612A70EB0
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany