Andininy
Protestanta Malagasy
2
Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao hianareo, moa tsy miendrika hitsara izay zavatra madinika indrindra va hianareo?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7AB8B37A-6D24-4454-96C4-4676387C98BF
3
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? Mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E9E93A88-416B-4B3E-B1D7-1FFA02A2F0D1
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany