Andininy Protestanta Malagasy 4 Fa Andriamanitra, Izay manankarena amin'ny famindrampo, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3258704B-4EA1-4A4C-8B49-EB149C99684D 5 na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antiska niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo); qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BAF2279C-BB9D-491D-90A0-DB31DECA0A42 6 ary niara-natsangany isika ka niara-napetrany any an-danitra ao amin'i Kristy Jesosy, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D1631D84-9788-4914-AAE1-73721E4C18FF 7 mba hasehony amin'ny andro ho avy ny haben'ny haren'ny fahasoavany amin'ny fahamoram-panahiny amintsika ao amin'i Kristy Jesosy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F3B16827-75EC-4A6C-9C84-C31EAF7BB604 8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E03B2D93-611D-4FA9-9A31-8E90973849DE 9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8385A691-2F36-45DE-9670-3498CCD63832 10 Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo, mba handehanantsika eo aminy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|143169E2-23B4-4932-8055-BD7D29DEA68F
|