Andininy
Protestanta Malagasy
10
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba hahazoan'ireny koa famonjena, dia ilay ao amin'i Kristy Jesosy, mbamin'ny voninahitra mandrakizay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A846F173-82E5-45AB-A96F-C9EE902F31B4
11
Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2091F46A-2799-4D93-A6B3-778B0DC4342D
12
raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handa antsika;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|27ADF48A-81E4-4C6B-9652-4E33CA99A8CD
13
fa na dia tsy matoky Azy aza isika, dia mbola mahatoky ihany Izy, fa tsy mahazo mandà ny tenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|556A4FD5-099F-49B4-BB16-FEE921E96FE5
14
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FD02E120-AA21-4124-A6D7-09EAAF7A8A6C
15
Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana [mamoaka tsara].
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1B29ED38-D755-4FF9-BD6D-100431E01C94
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany