Andininy
Protestanta Malagasy
3
Miaraha miaritra ny mafy amiko hianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy.
4
Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin'ny raharahan'izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila.
5
Ary raha misy manezaka amin'ny filalaovana, dia tsy satrohana satroboninahitra izy, raha tsy manezaka araka ny lalàna.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany